Blaogin'i riani

Fiarahabana
2010/03/31,17:28
Miaraha ny rehetra mamangy ny blaogin'i Riani,
 
Tantara nosoratako no havoakako eto amin'ity blaogy ity, tantara izay noforoniko daholo. Misy zavatra tena niseho any anatin'ny tantara any ary misy zavatra noforonina ihany koa. Manasa anareo rehetra ary hankafy ny asa soratra izay atolotro. Marihiko eto fa tsy mpanoratra kalaza akory aho fa anisan'ny fialam-boliko amin'izao fotoana izao ny manoratra tantara. 
 
Misaotra tompoko!

Tonga soa riani!
2010/03/31,17:01
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana ity.
Misaotra anao mampiasa ny Blaogy.
 
Atolotry ny Blaogy.com sy Lifetype